“Ry Jehovah Andriamanitry ny razanay+ ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny fanjakana rehetran’ireo firenena?+ Ary tsy eo am-pelatananao ve ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao?+
13 Tsy miova mihitsy Aho+ na rahoviana na rahoviana, ary tsy misy mahavonjy an’izay etỳ an-tanako.+ Hanao zavatra aho,+ ka iza no hahatohitra ny tanako?”+