Jeremia 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Nidiran-doza i Nebo+ fa voaroba! Menatra sy azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mihorohoro ilay tendrombohitra fandosirana.+
48 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Nidiran-doza i Nebo+ fa voaroba! Menatra sy azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mihorohoro ilay tendrombohitra fandosirana.+