3 Mihinana ny nofon’ny oloko+ ianareo, sady manendaka ny hodiny sy mamotipotika ny taolany, ary mitetika azy toy ny hena ao anaty vilanibe sy toy ny hena andrahoina ao am-bilany.+
34 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mpamono+ ny mpaminany sy mpitora-bato+ an’izay irahina ho any aminy! Impiry aho no te hanangona ny zanakao, tahaka ny fanangon’ny reniakoho ny zanany ao ambany elany!+ Tsy nety anefa ianareo.+
52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo?+ Eny, novonoiny+ mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy Ilay marina.+ Ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono azy ianareo.+