Ezekiela 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko eo an-tanan’ny ratsy fanahy ilay tany.+ Ary hasaiko hataon’ny vahiny fongana ilay tany sy izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no miteny izany.’+ Zakaria 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hamakivaky ny ranomasina izy, ka hampisamboaravoara azy.+ Ary hokapohiny ny onjan-dranomasina.+ Ho ritra hatramin’ny rano lalina rehetran’i Neily.+ Haetry ny reharehan’i Asyria,+ ary hiala ny tehim-panjakan’i+ Ejipta.+
12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko eo an-tanan’ny ratsy fanahy ilay tany.+ Ary hasaiko hataon’ny vahiny fongana ilay tany sy izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no miteny izany.’+
11 Dia hamakivaky ny ranomasina izy, ka hampisamboaravoara azy.+ Ary hokapohiny ny onjan-dranomasina.+ Ho ritra hatramin’ny rano lalina rehetran’i Neily.+ Haetry ny reharehan’i Asyria,+ ary hiala ny tehim-panjakan’i+ Ejipta.+