13 Tsy ho tezitra amin’izy ireo intsony aho+ sady hampitony ny fahatezerako,+ ka hampionon-tena.+ Rehefa avy nanampatra ny fahatezerako tamin’izy ireo aho, dia tsy maintsy ho fantany fa izaho Jehovah no niteny, satria mitaky ny hanompoana ahy irery ihany aho.+