Isaia 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hisaona+ sy halahelo ny vavahadin’ny tanàna. Hofoanana daholo ny zavatra ao amin’ilay tanàna, ary hitombina amin’ny tany+ izy.” Isaia 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Misaona sy malazo ny tany.+ Mangaihay sy potika i Libanona.+ Nanjary toy ny lemaka karakaina i Sarôna,+ ary mihintsan-dravina i Basana sy Karmela.+ Jeremia 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+ Hosea 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+
26 Hisaona+ sy halahelo ny vavahadin’ny tanàna. Hofoanana daholo ny zavatra ao amin’ilay tanàna, ary hitombina amin’ny tany+ izy.”
9 Misaona sy malazo ny tany.+ Mangaihay sy potika i Libanona.+ Nanjary toy ny lemaka karakaina i Sarôna,+ ary mihintsan-dravina i Basana sy Karmela.+
28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+
4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+
3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+