Isaia 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ny tany+ sady lany hery. Malazo ny tany lonaka sady lany hery. Milofika ireo olona ambony+ eo amin’ny vahoakan’ilay tany. Jeremia 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+ Joela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Voaroba ny saha,+ misaona ny tany,+ fa norobaina ny varimbazaha, sady ritra ny divay vaovao,+ ary nihalany ny menaka.+ Amosa 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy izany ve no mahatonga ny tany hihorohoro+ sy ny mponina rehetra ao aminy hisaona?+ Tsy izany koa ve no mahatonga ny tany manontolo hisondrotra toa an’i Neily, sy hisamboaravoara ary hihena toa an’i Neily any Ejipta?’+
4 Misaona ny tany+ sady lany hery. Malazo ny tany lonaka sady lany hery. Milofika ireo olona ambony+ eo amin’ny vahoakan’ilay tany.
28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+
10 Voaroba ny saha,+ misaona ny tany,+ fa norobaina ny varimbazaha, sady ritra ny divay vaovao,+ ary nihalany ny menaka.+
8 Tsy izany ve no mahatonga ny tany hihorohoro+ sy ny mponina rehetra ao aminy hisaona?+ Tsy izany koa ve no mahatonga ny tany manontolo hisondrotra toa an’i Neily, sy hisamboaravoara ary hihena toa an’i Neily any Ejipta?’+