Salamo 35:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ho menatra sy ho afa-baraka ireo mifofo ny aiko.+Aoka hiverin-dalana sy hangaihay ireo mitetika ny hahatonga loza amiko.+ Salamo 59:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ianao, ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô, no Andriamanitry ny Israely.+Mifohaza handinika ny firenena rehetra.+Aza iantrana ny mpamadika tia manao an-kasomparana.+ Sela. Salamo 109:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka hotsaroan’i Jehovah ny fahadisoan’ireo razany,+Ary tsy hokosehina+ ny fahotan-dreniny.+
4 Aoka ho menatra sy ho afa-baraka ireo mifofo ny aiko.+Aoka hiverin-dalana sy hangaihay ireo mitetika ny hahatonga loza amiko.+
5 Ianao, ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô, no Andriamanitry ny Israely.+Mifohaza handinika ny firenena rehetra.+Aza iantrana ny mpamadika tia manao an-kasomparana.+ Sela.