1 Mpanjaka 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra. Jeremia 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tadidin’ny taranany ny alitara sy ny tsato-kazo masina nataon’izy ireo teny akaikin’ny hazo midoroboka, teny amin’ny havoana avo,+
23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra.
2 Tadidin’ny taranany ny alitara sy ny tsato-kazo masina nataon’izy ireo teny akaikin’ny hazo midoroboka, teny amin’ny havoana avo,+