Amosa 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hampodiko ny Israely oloko izay babo.+ Dia hanorina ny tanàna rava izy ireo ka honina ao.+ Ary hanao tanimboaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy, sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra avy aminy.’+ Zakaria 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hifampiantso eny ambanin’ny voaloboka sy ny aviavy ianareo.’”+
14 Ary hampodiko ny Israely oloko izay babo.+ Dia hanorina ny tanàna rava izy ireo ka honina ao.+ Ary hanao tanimboaloboka izy ka hisotro ny divay avy aminy, sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra avy aminy.’+
10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hifampiantso eny ambanin’ny voaloboka sy ny aviavy ianareo.’”+