Genesisy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ary hotanterahiko ilay fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao handimby anao ary ny taranany fara mandimby, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ka dia ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.+ Jeremia 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ho oloko tokoa ianareo,+ ary izaho ho Andriamanitrareo.”+
7 “Ary hotanterahiko ilay fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao handimby anao ary ny taranany fara mandimby, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ka dia ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.+