Ezekiela 37:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ‘Hataoko ao aminareo ny fanahiko ka ho velona indray ianareo,+ ary hamponeniko ao amin’ny taninareo. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka izany’, hoy i Jehovah.”+
14 ‘Hataoko ao aminareo ny fanahiko ka ho velona indray ianareo,+ ary hamponeniko ao amin’ny taninareo. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka izany’, hoy i Jehovah.”+