Mika 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hilelaka vovoka toy ny bibilava izy ireo,+ ary hipararetra hivoaka avy ao amin’ny manda fiarovana,+ toy ny biby mandady. Hanatona an’i Jehovah Andriamanitsika amin-kovitra izy, ary hatahotra azy.”+
17 Hilelaka vovoka toy ny bibilava izy ireo,+ ary hipararetra hivoaka avy ao amin’ny manda fiarovana,+ toy ny biby mandady. Hanatona an’i Jehovah Andriamanitsika amin-kovitra izy, ary hatahotra azy.”+