-
Jeremia 33:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ho anarana mahafaly ahy izy,+ ary ho fiderana sy hatsaran-tarehy any amin’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany. Handre ny soa rehetra hataoko aminy mantsy ireny firenena ireny.+ Koa hihorohoro+ sy hitebiteby+ ireny, rehefa handre izany soa rehetra hataoko aminy izany sy ny fiadanam-be homeko azy.’”+
-