Jeremia 44:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nonina tatỳ Ejipta,+ dia ireo nonina tao Migdola+ sy Tapanesa+ sy Nofa+ ary Patrosa:+ Ezekiela 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa homelohiko ianao sy ireo lakandranon’i Neily,+ ary hataoko ravarava sy maina tanteraka ary lao i Ejipta,+ hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ sy ny sisin-tanin’i Etiopia. Ezekiela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Ho lavo koa ireo mpomba an’i Ejipta ary hihena ny heriny izay ireharehany.’+ “‘Ho lavon-tsabatra izy ireo any, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
44 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nonina tatỳ Ejipta,+ dia ireo nonina tao Migdola+ sy Tapanesa+ sy Nofa+ ary Patrosa:+
10 Koa homelohiko ianao sy ireo lakandranon’i Neily,+ ary hataoko ravarava sy maina tanteraka ary lao i Ejipta,+ hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ sy ny sisin-tanin’i Etiopia.
6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Ho lavo koa ireo mpomba an’i Ejipta ary hihena ny heriny izay ireharehany.’+ “‘Ho lavon-tsabatra izy ireo any, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.