-
Jeremia 46:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “An’i Jehovah Tompon’ny tafika sady Tompo Fara Tampony izany andro izany. Andro famaliana izay hamaliany an’ireo fahavalony izany.+ Ny sabatra dia hihinana sy ho voky ary hisotro ny ran’izy ireo ka ho afa-ketaheta. Fa misy sorona+ ataon’i Jehovah Tompon’ny tafika sady Tompo Fara Tampony,+ ao amin’ilay tany any avaratra, eo akaikin’ny reniranon’i Eofrata.+
-