7 “Ho avy tokoa ny andro hifantohana amin’izy ireo,+ ary ho avy tokoa ny andro famaliana.+ Ho fantatry ny Israely izany,+ ka ho hitany fa adala ny mpaminany.+ Ary ny hamaroan’ny fahadisoanao sy ny habetsahan’ny fankahalana, no hahalasa adala ny olona nahazo fanambarana avy amin’ny fanahy.”+