-
Isaia 66:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Izay mamono omby, dia toy ny mamono olona ho faty.+ Izay manao sorona ondry, dia toy ny mively hatok’alika mba hahafaty azy.+ Izay manolotra fanomezana, dia toy ny manolotra ran-kisoa.+ Izay manolotra ditin-kazo manitra+ ho fahatsiarovana, dia toy ny milaza tsodrano avy amin’ny herin’ny maizina.+ Izy ireo ihany no mifidy ny lalan-kalehany sady finaritra amin’ny zava-maharikoriko tompoiny.+
-