Jeremia 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa rehefa tapitra voalazan’i Jeremia daholo ny teny nasain’i Jehovah nolazainy tamin’ny vahoaka manontolo, dia nosamborin’ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka manontolo izy, ka hoy ireo: “Ho faty tokoa ianao anio!+ Matio 23:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa ianareo ihany no miampanga tena ho zanak’ireo namono ny mpaminany.+ Lioka 11:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 “Lozanareo, satria manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo no namono azy ireny!+ Asan’ny Apostoly 7:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo?+ Eny, novonoiny+ mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy Ilay marina.+ Ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono azy ianareo.+
8 Koa rehefa tapitra voalazan’i Jeremia daholo ny teny nasain’i Jehovah nolazainy tamin’ny vahoaka manontolo, dia nosamborin’ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka manontolo izy, ka hoy ireo: “Ho faty tokoa ianao anio!+
47 “Lozanareo, satria manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo no namono azy ireny!+
52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo?+ Eny, novonoiny+ mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy Ilay marina.+ Ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono azy ianareo.+