Ezekiela 33:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tamin’ny farany, dia nisy olona afa-nandositra avy any Jerosalema,+ ary tonga tany amiko izy tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona faharoa ambin’ny folo nanaovana sesitany anay, ka hoy izy: “Rava ny tanàna!”+
21 Tamin’ny farany, dia nisy olona afa-nandositra avy any Jerosalema,+ ary tonga tany amiko izy tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona faharoa ambin’ny folo nanaovana sesitany anay, ka hoy izy: “Rava ny tanàna!”+