16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+
15 “Ny mpivaro-mandeha+ izay nivarotra an’ireny ka tonga mpanankarena noho ny aminy, dia hijoro lavidavitra satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, ka hitomany sy halahelo,+