3 ka izao lazaina aminy:
“‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony, ry ilay monina eo amin’ny vavahadin’ny ranomasina,+ dia ilay vehivavy mpanao raharaham-barotra amin’ireo firenena any amin’ny nosy maro:+ “Ry Tyro ô, nilaza ianao hoe: ‘Tonga lafatra ny hatsaran-tarehiko!’+