Ohabolana 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ny vahiny no hidera anao fa tsy ny vavanao, ary ny hafa firenena fa tsy ny molotrao.+ Isaia 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Jehovah Tompon’ny tafika no nandray izany fanapahan-kevitra izany,+ mba hanazimbazimbana ny fireharehana noho ny hatsaran-tarehy rehetra,+ sy mba hanaovana tsinontsinona ny olo-manan-kaja rehetra eto an-tany.+ Ezekiela 28:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ry zanak’olona, manaova hira fisaonana ny mpanjakan’i Tyro,+ ka lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “‘“Ianao no modely nasiana tombo-kase. Feno fahendrena ianao,+ ary tonga lafatra ny hatsaran-tarehinao.+
9 I Jehovah Tompon’ny tafika no nandray izany fanapahan-kevitra izany,+ mba hanazimbazimbana ny fireharehana noho ny hatsaran-tarehy rehetra,+ sy mba hanaovana tsinontsinona ny olo-manan-kaja rehetra eto an-tany.+
12 “Ry zanak’olona, manaova hira fisaonana ny mpanjakan’i Tyro,+ ka lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “‘“Ianao no modely nasiana tombo-kase. Feno fahendrena ianao,+ ary tonga lafatra ny hatsaran-tarehinao.+