18 Raha misy amin’ny henan’ilay sorona iombonana anefa hohanina amin’ny andro fahatelo, dia tsy hahazo sitraka ilay nanolotra izany,+ ary tsy hekena ny fanatiny.+ Ho lasa zava-maloto izany, ary hampamoahina noho ny fahadisoany izay mihinana amin’izany.+