Ezekiela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia tonga tamin’i Ezekiela+ zanak’i Bozy mpisorona ny tenin’i Jehovah,+ teto amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara. Niasa tamin’i Ezekiela koa ny tanan’i Jehovah,+ teo amin’io toerana io.
3 dia tonga tamin’i Ezekiela+ zanak’i Bozy mpisorona ny tenin’i Jehovah,+ teto amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara. Niasa tamin’i Ezekiela koa ny tanan’i Jehovah,+ teo amin’io toerana io.