Jeremia 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary teny an-tendrombohitra. Homeko ho an’ny mpandroba ny fanananao sy ny harenanao rehetra.+ Homeko azy koa ny toerana avo naorinao, satria nanota ianao tany amin’ny faritaninao rehetra.+ Ezekiela 16:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary hatolotro eo an-tanan’ireny ianao. Dia horavany ny dongon-tany namboarinao,+ ary harodana ny toerana avo nataonao.+ Hendahany ny fitafianao+ sady ho lasany ny firavakao tsara tarehy,+ ary havelany mitanjaka sy miboridana eo ianao.
3 ary teny an-tendrombohitra. Homeko ho an’ny mpandroba ny fanananao sy ny harenanao rehetra.+ Homeko azy koa ny toerana avo naorinao, satria nanota ianao tany amin’ny faritaninao rehetra.+
39 Ary hatolotro eo an-tanan’ireny ianao. Dia horavany ny dongon-tany namboarinao,+ ary harodana ny toerana avo nataonao.+ Hendahany ny fitafianao+ sady ho lasany ny firavakao tsara tarehy,+ ary havelany mitanjaka sy miboridana eo ianao.