Ezekiela 42:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Eny, norefesiny ireo lafiny efatra. Nisy manda nanodidina+ an’ilay faritra nisy ny tempoly, mba hanasarahana an’izay masina sy tsy masina.+ Indimanjaton’ny bararata ny lavan’ilay manda ary indimanjaton’ny bararata ny sakany.+
20 Eny, norefesiny ireo lafiny efatra. Nisy manda nanodidina+ an’ilay faritra nisy ny tempoly, mba hanasarahana an’izay masina sy tsy masina.+ Indimanjaton’ny bararata ny lavan’ilay manda ary indimanjaton’ny bararata ny sakany.+