Nehemia 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho sy ny rahalahiko ary ny mpanompoko koa mba efa nampisambotra vola sy varimbazaha tamin’ny Jiosy. Kanefa, aoka re isika mba tsy hitaky zanabola amin’izy ireo intsony e!+ Salamo 82:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mandra-pahoviana ianareo no hanao ny tsy rariny rehefa mitsara,+Na hiangatra amin’ny ratsy fanahy?+ Sela. Isaia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mianara manao ny tsara,+ katsaho ny rariny,+ anaro ny mpampahory,+ omeo rariny ny kamboty ray,+ ary miadia ho an’ny mpitondratena.”+
10 Izaho sy ny rahalahiko ary ny mpanompoko koa mba efa nampisambotra vola sy varimbazaha tamin’ny Jiosy. Kanefa, aoka re isika mba tsy hitaky zanabola amin’izy ireo intsony e!+
2 “Mandra-pahoviana ianareo no hanao ny tsy rariny rehefa mitsara,+Na hiangatra amin’ny ratsy fanahy?+ Sela.
17 Mianara manao ny tsara,+ katsaho ny rariny,+ anaro ny mpampahory,+ omeo rariny ny kamboty ray,+ ary miadia ho an’ny mpitondratena.”+