1 Mpanjaka 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra.
23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra.