Isaia 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha manaiky hihaino ianareo, dia hihinana ny vokatra tsara avy amin’ny tany.+ Ezekiela 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao anatiny.+ Hesoriko ao aminy ny fo vato,+ ary fo nofo no homeko azy,+ Efesianina 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ka mba hitafy+ ny toetra vaovao+ izay noforonina+ araka ny sitrapon’Andriamanitra, amin’ny tena fahitsiana+ sy tsy fivadihana.
19 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao anatiny.+ Hesoriko ao aminy ny fo vato,+ ary fo nofo no homeko azy,+
24 ka mba hitafy+ ny toetra vaovao+ izay noforonina+ araka ny sitrapon’Andriamanitra, amin’ny tena fahitsiana+ sy tsy fivadihana.