Deoteronomia 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+ Nehemia 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay ianao,+ ary niteny tamin’izy ireo avy tany an-danitra+ sady nanome azy didim-pitsarana ara-drariny,+ sy lalàna marina,+ ary fitsipika+ sy didy+ mahasoa. Salamo 147:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.+Ary lazainy amin’ny Israely ny fitsipiny+ sy ny didim-pitsarany.+
8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+
13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay ianao,+ ary niteny tamin’izy ireo avy tany an-danitra+ sady nanome azy didim-pitsarana ara-drariny,+ sy lalàna marina,+ ary fitsipika+ sy didy+ mahasoa.
19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.+Ary lazainy amin’ny Israely ny fitsipiny+ sy ny didim-pitsarany.+