Eksodosy 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nilaza ireto teny rehetra ireto Andriamanitra, ka nanao hoe:+ Deoteronomia 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tiany tokoa ny vahoakany.+Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy+ ireo.Ary ireo kosa mipetraka eo an-tongotrao,+Ary nisy noraisiny ny teninao.+ Salamo 78:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nomeny fampahatsiahivana i Jakoba+Ary nasiany lalàna teo amin’i Israely.+Nandidiany ny razanay izany,+Mba hampahafantarina ny taranak’izy ireo.+ Salamo 103:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nampahafantariny an’i Mosesy ny lalany,+Ary nolazainy tamin’ny zanak’Israely ny zavatra nataony.+ Romanina 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia ny Israelita.+ Izy ireo no natsangana ho zanaka,+ sy nomena voninahitra,+ nanaovana ny fifanekena,+ ary nomena ny Lalàna+ sy ny fanompoana masina+ ary ny fampanantenana.+
3 Tiany tokoa ny vahoakany.+Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy+ ireo.Ary ireo kosa mipetraka eo an-tongotrao,+Ary nisy noraisiny ny teninao.+
5 Nomeny fampahatsiahivana i Jakoba+Ary nasiany lalàna teo amin’i Israely.+Nandidiany ny razanay izany,+Mba hampahafantarina ny taranak’izy ireo.+
4 dia ny Israelita.+ Izy ireo no natsangana ho zanaka,+ sy nomena voninahitra,+ nanaovana ny fifanekena,+ ary nomena ny Lalàna+ sy ny fanompoana masina+ ary ny fampanantenana.+