Isaia 35:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lazao amin’ireo mitebiteby*+ hoe: “Mahereza.+ Aza matahotra+ fa ho avy hamaly izay natao taminareo ilay Andriamanitrareo,+ eny, hamaly Andriamanitra.+ Izy mihitsy no ho avy hamonjy anareo.”+ Apokalypsy 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nony nahita azy aho, dia nikarapoka toy ny maty teo an-tongony. Ary nametraka ny tanany havanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra.+ Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+
4 Lazao amin’ireo mitebiteby*+ hoe: “Mahereza.+ Aza matahotra+ fa ho avy hamaly izay natao taminareo ilay Andriamanitrareo,+ eny, hamaly Andriamanitra.+ Izy mihitsy no ho avy hamonjy anareo.”+
17 Koa nony nahita azy aho, dia nikarapoka toy ny maty teo an-tongony. Ary nametraka ny tanany havanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra.+ Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+