Salamo 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+ Salamo 37:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho tapaka ny sandrin’ny ratsy fanahy,+Fa i Jehovah kosa hanampy ny olo-marina.+ Salamo 37:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nihelina ihany anefa izy, ka tsy eo intsony.+Nitady azy foana aho, nefa tsy hita izy.+
2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+