6 “‘Ny zanaka dia manaja ny rainy,+ ary ny mpanompo manaja ny tompony.+ Koa raha ray aho,+ aiza izay fanajana ahy?+ Ary raha Tompo aho, aiza izay fahatahorana+ ahy?’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ry mpisorona manamavo ny anarako!+
“‘Ary hoy ianareo: “Tamin’inona no nanamavoanay ny anaranao?”’