26 Tsy niraharaha ny lalàko ny mpisorona ao aminy,+ sady nanazimbazimba ny toerako masina.+ Tsy nasiany fiavahany intsony+ ny zava-masina sy ny tsy masina.+ Tsy nampahafantariny koa ny fahasamihafan’ny maloto sy ny madio.+ Nodiany tsy hita ny sabatako,+ ary zimbazimbaina eo anivon’izy ireo aho.+