Hosea 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+
3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+