Salamo 139:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa raha miakatra eny amin’ny lanitra aho, dia eny ianao.+Ary raha mamelatra ny fandrianako ao amin’ny Fasana* aho, dia any koa ianao.+ Ohabolana 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny Fasana* sy ny toerana mahalò ny nofo+ aza eo anatrehan’i Jehovah,+ koa mainka fa ny fon’ny zanak’olombelona!+
8 Fa raha miakatra eny amin’ny lanitra aho, dia eny ianao.+Ary raha mamelatra ny fandrianako ao amin’ny Fasana* aho, dia any koa ianao.+
11 Ny Fasana* sy ny toerana mahalò ny nofo+ aza eo anatrehan’i Jehovah,+ koa mainka fa ny fon’ny zanak’olombelona!+