9 Dia nihaino ny teniny ny mpanjakan’i Asyria ka niakatra tany Damaskosy+ ary namabo azy.+ Ary nataony sesitany tany Kira+ ny vahoaka tao, fa i Rezina+ kosa novonoiny ho faty.
5 Hotapahiko ny bara hidim-bavahadin’i Damaskosy,+ ary haringako ny mponina ao Bikata-avena sy ny mpitana ny tehim-panjakana ao Beti-edena. Ary hatao sesitany any Kira ny mponin’i Syria”,+ hoy i Jehovah.’