4 Mandra-pahoviana ity tany ity no ho karakaina,+ ary mandra-pahoviana ny zavamaniry eny an-tsaha no ho maina?+ Ripaka ny bibidia sy ny voro-manidina+ noho ny faharatsian’ny mponina ao. Hoy mantsy izy ireo: “Tsy mahalala ny hoavinay izy.”
3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+