16 Dia hoy ihany izy tamiko: “Ry zanak’olona, hotapahiko ny hazo fihantonan’ny mofo boribory+ ao Jerosalema, ka hoferana ny lanjan’ny mofo hohanin’ny olona, ary hohaniny ao anatin’ny tebiteby izany.+ Rano afatra no hosotroiny, ary hosotroiny ao anatin’ny horohoro izany.+