Isaia 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no tsy maintsy hitranga any am-parany:+ Ny tendrombohitra misy ny tranon’i+ Jehovah dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+ ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.+ Ary hitanjozotra ho any ny firenena rehetra.+ Isaia 60:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.
2 Izao no tsy maintsy hitranga any am-parany:+ Ny tendrombohitra misy ny tranon’i+ Jehovah dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+ ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.+ Ary hitanjozotra ho any ny firenena rehetra.+
14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.