Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.”+ Isaia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny. Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+ Lioka 19:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ka nanao hoe: “Mahazo fitahiana Ilay Mpanjaka tonga amin’ny anaran’i Jehovah!+ Fiadanana any an-danitra ary voninahitra any amin’ny avo indrindra!”+ Jaona 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary hoy i Natanaela: “Raby ô, Zanak’Andriamanitra+ ianao! Mpanjakan’ny+ Israely ianao!” Jaona 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Aza matahotra, ry Ziona zanakavavy. Iny avy iny ny mpanjakanao,+ mitaingina zanak’ampondra.”+
32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny.
5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
38 ka nanao hoe: “Mahazo fitahiana Ilay Mpanjaka tonga amin’ny anaran’i Jehovah!+ Fiadanana any an-danitra ary voninahitra any amin’ny avo indrindra!”+