Salamo 69:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ilay nokapohinao no enjehin’izy ireo,+Ary ny fijalian’izay notrobaranao no ambentin-dresany. Salamo 137:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah ô, tsarovy+ ny nataon’ny taranak’i Edoma+ tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema,+Ka nilazan’izy ireo hoe: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+ Isaia 47:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tezitra tamin’ny oloko aho.+ Nozimbazimbaiko ny lovako,+ ka natolotro teo an-tananao.+ Tsy niantranao mihitsy anefa izy ireo,+ fa na ny lahiantitra aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+ Jeremia 51:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 ‘Hifotitra amin’i Babylona anie ny herisetra nataony tamiko sy tamin’ny vatako!’, hoy ny mponin’i Ziona.+ Hilaza koa i Jerosalema hoe: ‘Hivaly amin’ny mponin’i Kaldea anie ny rako!’”+
7 Jehovah ô, tsarovy+ ny nataon’ny taranak’i Edoma+ tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema,+Ka nilazan’izy ireo hoe: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+
6 Tezitra tamin’ny oloko aho.+ Nozimbazimbaiko ny lovako,+ ka natolotro teo an-tananao.+ Tsy niantranao mihitsy anefa izy ireo,+ fa na ny lahiantitra aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+
35 ‘Hifotitra amin’i Babylona anie ny herisetra nataony tamiko sy tamin’ny vatako!’, hoy ny mponin’i Ziona.+ Hilaza koa i Jerosalema hoe: ‘Hivaly amin’ny mponin’i Kaldea anie ny rako!’”+