Isaia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+ Jeremia 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Ho avy ny andro’,+ hoy i Jehovah, ‘izay hanatanterahako ny fampanantenako+ momba ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda. Zakaria 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hiverina ao Ziona aho,+ ary honina ao Jerosalema.+ Hantsoina hoe tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema,+ ary hatao hoe tendrombohitra masina+ ilay tendrombohitr’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.’”
12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+
14 “‘Ho avy ny andro’,+ hoy i Jehovah, ‘izay hanatanterahako ny fampanantenako+ momba ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.
3 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hiverina ao Ziona aho,+ ary honina ao Jerosalema.+ Hantsoina hoe tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema,+ ary hatao hoe tendrombohitra masina+ ilay tendrombohitr’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.’”