Isaia 53:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny aretinay tokoa no nentiny,+ ary ny fanaintainanay no nozakainy.+ Nihevitra anefa izahay fa niharan’ny loza+ sy kapoka ary fampahoriana+ avy tamin’Andriamanitra+ izy. Jaona 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hitany nanatona azy i Jesosy ny ampitson’iny, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manaisotra ny fahotan’izao+ tontolo izao!+
4 Ny aretinay tokoa no nentiny,+ ary ny fanaintainanay no nozakainy.+ Nihevitra anefa izahay fa niharan’ny loza+ sy kapoka ary fampahoriana+ avy tamin’Andriamanitra+ izy.
29 Hitany nanatona azy i Jesosy ny ampitson’iny, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manaisotra ny fahotan’izao+ tontolo izao!+