Matio 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 mba hahatanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany hoe: “Naka ny aretinay izy ary nitondra ny fanaintainanay.”+ Matio 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+ Matio 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nisy vehivavy nandeha ra efa nandritra ny roa ambin’ny folo taona,+ nanatona avy tao aoriana ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+ Matio 9:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nony lasa ireo, dia nentin’ny olona teo aminy ny lehilahy moana iray nisy demonia.+ Lioka 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa namaly i Jesosy hoe: “Tsy ny salama no mila dokotera,+ fa ny marary.+
17 mba hahatanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany hoe: “Naka ny aretinay izy ary nitondra ny fanaintainanay.”+
2 Ary nisy lehilahy nalemy nandry teo am-pandriana, nentin’ny olona teo aminy.+ Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Mahereza, anaka! Voavela ny helokao.”+
20 Ary nisy vehivavy nandeha ra efa nandritra ny roa ambin’ny folo taona,+ nanatona avy tao aoriana ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+