1 Samoela 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nomen’ilay mpisorona azy ny zava-masina.+ Tsy nisy mofo mantsy tao, afa-tsy ny mofo aseho izay efa nesorina teo anatrehan’i Jehovah+ tamin’ny andro fanesorana azy, mba hametrahana mofo vaovao. Marka 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa hoy izy tamin’ny Fariseo: “Mbola tsy novakinareo mihitsy ve izay nataon’i Davida+ rehefa tsy nanan-kohanina izy ka noana, dia izy sy izay niaraka taminy?+ Lioka 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Namaly azy anefa i Jesosy hoe: “Mbola tsy novakinareo mihitsy ve izay nataon’i Davida+ rehefa noana izy sy izay niaraka taminy?+
6 Dia nomen’ilay mpisorona azy ny zava-masina.+ Tsy nisy mofo mantsy tao, afa-tsy ny mofo aseho izay efa nesorina teo anatrehan’i Jehovah+ tamin’ny andro fanesorana azy, mba hametrahana mofo vaovao.
25 Fa hoy izy tamin’ny Fariseo: “Mbola tsy novakinareo mihitsy ve izay nataon’i Davida+ rehefa tsy nanan-kohanina izy ka noana, dia izy sy izay niaraka taminy?+
3 Namaly azy anefa i Jesosy hoe: “Mbola tsy novakinareo mihitsy ve izay nataon’i Davida+ rehefa noana izy sy izay niaraka taminy?+