Isaia 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amin’izany andro izany+ dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana ho toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+ Izy no hotadiavin’ireo firenena ka hanontaniany,+ ary ho be voninahitra ny toeram-ponenany.+ Isaia 42:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy ho reraka na ho sasatra izy, mandra-panaovany ny rariny eny ambonin’ny tany.+ Ary ireo nosy hiandry ny lalàny.+ Asan’ny Apostoly 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+ Romanina 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy indray i Isaia: “Hisy fakan’i Jese,+ ary hisy hitsangana hitondra ny hafa firenena,+ ka izy no hantenain’ny hafa firenena.”+
10 Amin’izany andro izany+ dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana ho toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+ Izy no hotadiavin’ireo firenena ka hanontaniany,+ ary ho be voninahitra ny toeram-ponenany.+
4 Tsy ho reraka na ho sasatra izy, mandra-panaovany ny rariny eny ambonin’ny tany.+ Ary ireo nosy hiandry ny lalàny.+
12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+
12 Ary hoy indray i Isaia: “Hisy fakan’i Jese,+ ary hisy hitsangana hitondra ny hafa firenena,+ ka izy no hantenain’ny hafa firenena.”+