Isaia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny mpitarika an’ity vahoaka ity ihany no mampirenireny azy,+ ka very hevitra ireo olona tarihina.+ Malakia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ianareo kosa anefa niala tamin’ny lala-mahitsy,+ sady nahatonga ny maro ho tafintohina tamin’ny lalàna.+ Nivadika tamin’ny fifanekena natao tamin’i Levy koa ianareo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Matio 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Lozanareo mpitarika jamba!+ Fa hoy ianareo: ‘Raha misy mianiana amin’ny tempoly, dia tsy mampaninona izany, fa raha misy mianiana amin’ny volamenan’ny tempoly kosa, dia tsy maintsy mitana ny teny nataony izy.’+ Lioka 6:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary nilaza fanoharana taminy koa izy hoe: “Ny jamba angaha afaka mitarika jamba? Tsy ho latsaka any an-kady ve izy roa?+ Jaona 9:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nisy Fariseo teo nandre izany, ka nanao hoe: “Izahay koa ve mba jamba?”+
16 Ny mpitarika an’ity vahoaka ity ihany no mampirenireny azy,+ ka very hevitra ireo olona tarihina.+
8 “Ianareo kosa anefa niala tamin’ny lala-mahitsy,+ sady nahatonga ny maro ho tafintohina tamin’ny lalàna.+ Nivadika tamin’ny fifanekena natao tamin’i Levy koa ianareo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
16 “Lozanareo mpitarika jamba!+ Fa hoy ianareo: ‘Raha misy mianiana amin’ny tempoly, dia tsy mampaninona izany, fa raha misy mianiana amin’ny volamenan’ny tempoly kosa, dia tsy maintsy mitana ny teny nataony izy.’+
39 Ary nilaza fanoharana taminy koa izy hoe: “Ny jamba angaha afaka mitarika jamba? Tsy ho latsaka any an-kady ve izy roa?+